|
|
|
|

Entrée1  manatsefaka
Radical  2  tsefaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamaky, mampitriatra (fa ny fampiasa matetika dia ny hoe: "mampitsefaka"): Nanatsefaka (nampitsefaka) ny rindrina ilay rambondanitra nandalo anikeheo
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11