|
|
|
|

Entrée1  manati-kabary
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  mitenybemamely, manaovavabe, manasavangy [1.1#1012]
Exemples  4  Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo. [1.368]
Mots élémentaires  5  manatitra, kabary

Mis à jour le 2023/09/29