Entrée | manati-kabary | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | miteny be mamely, manao vava be, manasa vangy [1.1] | |
Exemples | Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo.
[1.368] | |
Mis à jour le 2023/09/29 |