|
|
|
|

Entrée1  manatankina (tankina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa [1.1]
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :

Anagrammes  7  manakintana, manatankina

Mis à jour le 2023/01/05