|
|
|
|

Entrée 1  manatakolaka
Radical  2 takolaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao
8 Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1]
Synonymes  9 manakolaka

Mis à jour le 2026/04/22