|
|
|
|

Entrée1  manasatra
Radical  2  sasatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana
Mahasosotra, manelingelina: Asaivo mangina ireo ankizy mitabataba ireo fa manasatra ahy
Explications en français  5  [1.3] fatiguer, importuner: Aza manasa-tena foana (Ne vous fatiguez pas inutilement) ~ Manasatra ahy ireo mpitabataba ireo (Ces tapageurs m'importunent)
6  [1.5] fatiguer, importuner.
Exemples  7  aza manasatra ny vahoaka rehetra hankany, fa vitsy ihany izy. [2.996]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot manasatra

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21