|
|
|
|

Entrée1  manasakaiza
Radical  2  sakaiza
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany
5  enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  manakaiza

Mis à jour le 2023/01/20