Entrée | 1 manararo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy |
Explications en anglais |
4 [1.2] to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) |
Radical | 5 hararo |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |