|
|
|
|

Entrée1  manao manda tehezana
Mots élémentaires  2  manao, mandatehezana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  miaro zavatra na olona, ka ny tena mihitsy no atao fefy amin' izany; miaro amin' ny herin' ny tena rehetra [1.1]

Mis à jour le 2023/07/17