Entrée | 1 manantitrantitra |
Radical | 2 antitrantitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho 5 [1.13] mamerimberina, manamafy |
Explications en français |
6 [1.13] insister |
Exemples |
7 Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana. [2.314#] 8 manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |