|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manangona (angona)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly
4  Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny
5  Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1]
Explications en anglais  6  to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2]
Explications en français  7  rassembler, accumuler [1.13]
Exemples  8  Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot manangona

Entrée (2/3)14  manangòna (angona)
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manangona
Tableaux et planches  16  Tous les impératifs actifs

Entrée (3/3)17  manangona
Partie du discours  18  nom
Vocabulaire  19  Botanique
Explications en français  20  (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Tankarana] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  22  manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna, manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna

Mis à jour le 2023/01/20