|
|
|
|

Entrée1  manangan-jaza
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena
Exemples  4  [2.48] ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky
Mots élémentaires  5  manangana, zaza
Antonymes  6  manalanjaza, manaryzaza

Mis à jour le 2024/12/12