Entrée |
manamongatra > mamongatra
(fongatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1]
|
Explications en français | Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3]
|
Exemples | Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina.
[1.437]
|
Morphologie |
Présent : |
mamongatra |
Passé : |
namongatra |
Futur : |
hamongatra |
Impératif : |
mamongàra |
|
Autres orthographes |
|