Entrée | 1 manambatambatra |
Radical | 2 tambatambatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 Tsy nahita akanjo nanaovana aho raha tsy ny ankizy' sisa teo no nanambatambatra izay fitafiany azony nomena ahy [2.643] 5 Nataonay fahazarana ny nanambatambatra ny vola kelinay, ka tsy nasiana ahy sy azy fa nividianana izay mofo mora sy be andraofana dia niara-namango izany teo ny rehetra [2.643] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |