|
|
|
|

Entrée1  manafongotra
Radical  2  fongotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandany, manafongana: Ny loka sy ny jilalaovana no namongotra ny fananan' io tovolahy io
Mandripaka, mandringana: Namongotra ny vahoaka teny ambanivohitra ny pesta
Mandrava hatramin' ny fotony, manafongana: Ny rivodoza no namongotra itỳ trano itỳ
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Synonymes  9  mamongotra

Mis à jour le 2024/12/11