|
|
|
|

Entrée1  manadombo
Radical  2  dombo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mahatonga hodombo, tsy maranitra: Ny vato no nanadombo ny antsy
5  Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sainy
6  Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  andomboam, manadombo

Mis à jour le 2023/01/05