|
|
|
|

Entrée1  manaboabo
Radical  2  aboabo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka
manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay
Explications en anglais  5  [1.2] To elevate, to raise higher, to honour, to exalt.
Explications en français  6  [1.3#1] Vanter, exalter
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21