|
|
|
|

Entrée1  mampoelana andro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...) [1.1]
Mots élémentaires  4  mampoelana, andro

Mis à jour le 2023/04/22