Entrée | 1 mampirina |
Radical | 2 ampirina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho |
Explications en anglais |
5 [1.2] to arrange, to tie up goods, etc., as in amPIrina. |
Exemples |
6 Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny. [2.588#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 manampirina |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |