Entrée | 1 mampikezaka |
Radical | 2 kezaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [1.3] |
Exemples |
5 Biby fetsy izy sady mahay manabe na manakely ny vatany, ka nony mifanena aminy ny menarana, izay biby mandady toa azy, dia mitsotra izy sady mampikezaka ny vatany. [2.69] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |