|
|
|
|

Entrée1  mampihoron-koditra
Radical  2  horo
Partie du discours  3  locution
Explications en français  4  donner la chair de poule [3.1]
Exemples  5  Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra. [2.895]
6  Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471]
7  Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285]

Mis à jour le 2020/07/31