|
|
|
|

Entrée1  mampihiboka
Radical  2  hiboka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  4  Enfermer, consigner, faire rester longtemps dans un endroit, clouer à un travail [1.3#244]
Exemples  5  mampihiboka ny rano eo amin' ny rahony; [2.996#]
6  Ny olona sy ny kristiana dia mirona hatrany hiato ao amin' ny tantara, miaraka amin' ny mahantra anankiray izay ahafahantsika maka toerana ao amin' izao tontolo izao, izay mampihiboka antsika ao anaty ady tsy azo lavina fa rariny nefa matetika efa ilaozan' ny toetr' andro [1.369#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11  maniboka

Mis à jour le 2022/05/22