Entrée mampiandry (andry)
Partie du discours verbe actif
Explications en français Faire attendre, faire garder [1.3]
Exemples 
1Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. [2.996]
2Telin' ny mpandahatra sy ny mpihaino ery ilay mampiandry sy ilay miandry ny fiantefan'ny " onja " : Ovy haniry, tsy tam-bato; [2.299]
Morphologie 
Présent : mampiandry, mampiandrin', mampiandrin-, mampiandrim-
Passé : nampiandry, nampiandrin', nampiandrin-, nampiandrim-
Futur : hampiandry, hampiandrin', hampiandrin-, hampiandrim-

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20