|
|
|
|

Entrée1  mampiaiky
Radical  2  aiky
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  4  [1.3#10] Comme mampieky
Exemples  5  [2.436#] miraraka ompana, hain-teny tsara rindra ary tsilalaon-teny mampiaiky volana.
6  [2.471#] Lahiantitra mbola feno hery izy fa ny mampiaiky ahy aminy dia ny fahaizany maminany ny ho toetr' andro amin' ny fijerena ny lanitra.
Mots composés 

Mis à jour le 2025/02/02