|
|
|
|

Entrée1  mampanao
Partie du discours  2  verbe actif
Exemples  3  [2.4] Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy.
4  [2.48] ka raha efa vory ny havana, dia mampanao lakana izy;
Radical  5  tao
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2024/12/07