Explications en malgache |
4 [1.1] Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra
Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy
5 [1.13] manaparitaka, mizara, mampiely
|