|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamiratra
Radical  2  firatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1]
Explications en anglais  5  To shine, to give light. [1.2]
Exemples  6  Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. [1.437#]
7  Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Synonymes  11  mamirapiratra

Entrée (2/2)12  mamiratra
Radical  13  firatra
Partie du discours  14  adjectif
Explications en malgache  15  Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1]
Explications en anglais  16  to be luminous. [1.2]

Anagrammes  17  mamaritra, mamiratra, miramatra

Mis à jour le 2022/09/06