Entrée | 1 mamihitra |
Radical | 2 fihitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana 5 Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely 6 Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [1.1] |
Explications en anglais |
7 to lay hold of, to grasp, to grip. [1.2] |
Explications en français |
8 se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé) [1.3] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 mifihitra |
Anagrammes | 14 mamahitry, mamihitra, mihamitra |
Mis à jour le 2023/01/20 |