Entrée | 1 mamerovero |
Radical | 2 verovero |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero malaza |
Explications en français |
5 [1.3#829, 1.196] être odoriférant 6 [1.3#829] , répandre une bonne odeur: Mamerovero ireo vonindraozy ireo (Ces roses répandent d’agréables parfums) figuré: être célèbre 7 [1.196] répandre une odeur agréable Figuré: être célèbre, respecté |
Exemples |
8 Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#] 9 Mbola henoko mamerovero eny anaty habakabak'i Menabe ny ampahan' ny fofonain' ilay mpanjakako. [2.528#] 10 Ny rambiazina no mamerovero an-tanety, ny tongolo no manitra voasary, ary ny tsaika no manitra an-ala. [2.69#] |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mamerovero |
Mis à jour le 2024/12/11 |