|
|
|
|

Entrée1  mamendrofendro
Radical  2  fendrofendro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy
Explications en anglais  5  [1.2] to vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11