|
|
|
|

Entrée1  mamboraka
Radical  2  boraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy
5  [1.13] mamelatra
Explications en français  6  [1.3#88] délier, défaire, déballer, révéler, manifester
7  [1.13] développer
Exemples  8  Fomban'ny mpikabary mahavoa tokoa: ilay mpihaino ihany no asainy mandinika sy mamboraka ny tian-kolazaina aminy. [2.298#127]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Autres orthographes  13  manaboraka

Mis à jour le 2024/12/12