|
|
|
|

Entrée1  mamadiditra
Radical  2  fadiditra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?
Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy
Explications en français  5  [1.3#135] entortiller, rouler autour, entrelacer: Aoka hamadiditra ity tady ity amin' ny filanjana isika mba hanamafy azy (Entortillons cette corde autour du bras du palanquin pour le consolider)
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11