Explications en malgache |
3 Masoala National Park, Makira Forest, Antongil Bay [3.1]
4 valan-javaboahary Masoala, Makira ary ny helodranon’i Antogil na MaMaBay ... Velaran-tany 1 200 000 ha ny faritra misy ny MaMaBay, ahitana ala 900 000 ha sy morontsiraka 300 000 ha. Any amin’io faritra io, dia ny 10 % sisa tavela amin’ny ala eto Madagasikara sy ireo karazan-gidro 22 tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ihany, anisan’izany ny sifaka, izay atahorana ho lany tamingana. [5.mg.http://inovaovao.com/spip.php?article8727]
|