|
|
|
|

Entrée1  malaza ratsy
Mots élémentaires  2  malaza, ratsy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1#563] Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy
Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
Exemples  5  Ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana [2.313#131]
6  ny fianakaviana mipetraka amin' ny fonenana mikororosy fahana sady malaza ratsy [1.369]

Mis à jour le 2024/12/07