|
|
|
|

Entrée1  malaza
Radical  2  laza
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1#563] fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ
Explications en anglais  5  [1.2] renowned; notorious
Explications en français  6  [1.3#395, 1.5] célèbre
7  [1.3#395] renommé, fameux
8  [1.5] réputé, animé
Exemples  9  [2.113#77] Iza no mpanoratra malaza fantatrao?
10  [2.649#181] Harriet Newell, Misionera malaza koa.
11  [2.332#100] Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina.
12  [2.298#85] Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa.
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
Analogues  16  be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza
Mots composés 
Phytonymes 
Anthroponymes 
Toponymes 
Titres  31  Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara (Rabary Jean-Joseph)
Proverbes  32  Proverbes contenant le mot malaza

Anagrammes  33  alazam, malaza, zamala

Mis à jour le 2025/01/21