|
|
|
|

Entrée1  makrame
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Harona makarakara fitondranjavatra, vita amin' ny rofia norandranina ka asiana haingony izay ahorona tsirairay hatrany toy ny manao halana boribory ka ampifandraisina amin' ny vatany mba hahamafy azy; tsy ho fitondranjavatra ihany no hanaovana ny makrame fa azo anaovana haingon-trano na efi-damba koa izy ka amin' izay izy mibikana takelaka lava sy lehibe ary indraindray atao efamira ilay haingony boribory [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31