|
|
|
|

Entrée1  makadiribe
Mots élémentaires  2  makadiry, be
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe
Ngezabe, goaibe
Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ?
Exemples  5  ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. [2.649#]
Synonymes  6  makadiry

Mis à jour le 2024/01/11