Entrée | maimbo ra | |
Mots élémentaires | maimbo ; ra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] | |
Anagrammes | maimbo ra, mamboria, maraomby |
Mis à jour le 2023/01/01 |