|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mailo
Partie du discours  2 adjectif
Explications en malgache  3Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana. [1.1]
Explications en français  4prudent. [1.5]
Exemples  5 Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [2.4#133]
6 Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [1.369#]
Dérivés 
Noms :

Entrée (2/2)8 mailo
Partie du discours  9 nom
Explications en français  10(« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert.. [Bara, Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  11 Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  12 alimo, 13 Lò-amy, 14 lomay, 15 mailo, 16 maoly, 17 mialo, 18 milao, 19 miola, 20 molay, 21 omaly

Mis à jour le 2025/09/19