|
|
|
|

Entrée 1  mahavelombelona
Radical  2 velombelona
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime) [1.3#825]
8  Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [2.285#191]
9  misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [2.296#112]

Mis à jour le 2026/04/19