Entrée | 1 mahasahana |
Radical | 2 sahana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 Qui peut faire face à un travail [1.3#557] |
Exemples |
6 tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza. [2.606#] 7 Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369#] |
Anagrammes | 8 hamasahana, mahasahana |
Mis à jour le 2024/02/08 |