Entrée | 1 maha-olona |
Mots élémentaires | 2 maha~, olona |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona 5 [1.13] fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy |
Explications en français |
6 [1.13] personnalité |
Vocabulaire |
7 Philosophie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |