|
|
|
|

Entrée1  mahaleova mahalasana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany
Mots élémentaires  4  mahaleova, mahalasana

Mis à jour le 2024/12/07