Entrée | mahaleova mahalasana | |
Mots élémentaires | mahaleova ; mahalasana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Teny entina mitso-drano ny ankizy na ny tanora ka irariana azy mba handresy ny sarotra, hahomby amin' izay rehetra hatao (ara-bakiteny: mba handresy ary hahalasa babo); teny firariana atao olona mba hahavitany tsara izay hataony, handreseny ny sarotra, ahombiazany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/04/16 |