Entrée | 1 mahadiky |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahasosotra noho ny loto na ny zavatra maharikoriko ao anatiny: Mahadiky itỳ tranompako ity, fa misy rano maintimainty mitsininika avy ao |
Radical | 4 diky |
Anagrammes | 5 hidaikam, hikadiam, mahadiky |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |