|
|
|
|

Entrée1  mafotaka
Radical  2  fotaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana
Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra
Explications en anglais  5  [1.2] occupying one's time. Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. Always in the mud.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Analogues  9  marihitra

Anagrammes  10  famotaka, mafotaka

Mis à jour le 2020/07/31