|
|
|
|

Entrée1  lombombava
Radical  2  lomboka, vava
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana

Mis à jour le 2024/12/07