Entrée lohamalemy
Mots élémentaires loha ; malemy
Partie du discours nom
Explications en malgache Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [1.1]
 Faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [1.13]
Explications en français Fontanelle [1.13]
Exemples Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka. [2.424]
Vocabulaire 
Synonymes hevo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/19