Entrée | 1 limby |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy |
Vocabulaire |
4 Religions, Croyances |
Anagrammes | 5 limby, mbily |
Mis à jour le 2025/01/21 |