|
|
|
|

Entrée1  lemena
Radical  2  lemy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra
Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. ~ Lemeo tsara ny hena
Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy
Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21